slider »

Ireo zava-bitan’ny « Cellule 3P »

Ireo zava-bitan’ny « Cellule 3P »

auteur octobra 14, 2014 Commentaires fermés

Mba ahafahantsika mahatsapa izany asa fanampiana notanterahina  teto amin’ny lapan’ny tanana eto Antananarivo izany dia ireto avy ny sehatra mazava niasana : - Fanamboarana efitrano fianarana - Fanarenana lalan-kelim-pokontany - Fanadiovana tanàna - Asa

Read More »
Fandaminana ny tsena COUM 67 HA

Fandaminana ny tsena COUM 67 HA

auteur octobra 10, 2014 Commentaires fermés

Araka ny  fandaminana ny tsena eo amin’ny COUM 67ha, dia  nisy ireo fampilazana mialoha an’ireo mpivarotra rehetra, tao anatin’ny herinandro mahery ny amin’ny fanakisahana ny entam-barotra sy hanatanterahana ny toro-marika nomen’ny tompon’andraikitra. Nanomboka ny

Read More »
KRôSY NO TOBACCO

KRôSY NO TOBACCO

auteur octobra 9, 2014 Commentaires fermés

ANARAN’NY HETSIKA : KRôSY NO TOBACCO TANJONA : Fanentanana mba hiadiana amin’ny fidorohana zavamahadomelina, Alkaola ary Tabac hoan’ny mponina eto andrenivohitra. Daty : 11 octobra 2014 Ora : 07H30 FIZOTRANY Miainga eo anoloan’ny Lapan’ny

Read More »
Hira gasy « Final »

Hira gasy « Final »

administrateur octobra 7, 2014 Commentaires fermés

Tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo no natao teto amin’ny Lapan’ny Tanàna ny famaranana ny hira gasy makotrokotroka  izay nifanandrinan’ny tarika Razafimahandry avy eny Sahavato sy Rafarahasimanga Georgine avy any Ambohimandroso. Mitentina 1 000 000Ar

Read More »
Atrik’asa « Securité Humaine »

Atrik’asa « Securité Humaine »

auteur octobra 1, 2014 Commentaires fermés

Ho fampihenana ny faharefoana sy ny herisetra nisy teto Antananarivo, dia nijoro nandritra ny telo taona  ny projet « Sécurité humaine » izay niarahan’ny Kaominina Antananarivo sy ny fikambanam-be Iraisam-pirenena. Fokontany 25 no nahazo

Read More »
Haify Mampiavana 2014

Haify Mampiavana 2014

auteur septambra 26, 2014 Commentaires fermés

Notanterahina tetsy amin’ny jaridainan’Andohalo tamin’ny faran’ny herin’andro  teo  ny hetsika « HAIFY MAMPIHAVANA ». Nahitana mpandray anjara maro tamin’izany toy ny avy  eto Antananarivo sy avy amin’ny faritra. Hita teny avokoa ireo karazan- tsakafo

Read More »
Mitohy ny fandaminana ny Tsena Petite Vitesse

Mitohy ny fandaminana ny Tsena Petite Vitesse

auteur septambra 26, 2014 Commentaires fermés

Efa nisy ny fampilazana mialoha ireo mpivarotra amoron-dalana amin’ny fanentanana azy ireo hiditra an-tsena efa ho andro maromaro izay . Niroso nanomboka tamin’ny fandaminana amin’izay nanomboka ny alakamisy 18 septambra  lasa teo ka nitohy

Read More »
Fadaminana ny tsena « Petite vitesse »

Fadaminana ny tsena « Petite vitesse »

auteur septambra 18, 2014 Commentaires fermés

Ny Tanànan’Antananarivo dia  miezaka andro aman’alina  mandamina ny tsena Kaominaly, indrindra ny fitarihana ireo mpivarotra hiditra an-tsena. Efa miroso amin’ izany indrindra ny tsena ny « petite vitesse ».  Nanomboka tamin’ny volana septambra teo 

Read More »
Antsalovana : Tafo miisa 96 no nirehitra

Antsalovana : Tafo miisa 96 no nirehitra

auteur septambra 18, 2014 Commentaires fermés

Ny alin’ny 16 Septembre 2014 tokony ho tamin’ny 11 ora sasany  dia nitrangàna hai-trano mahatsiravina tetsy amin’ny faritra Antsalovana Ankazomanga. Tokantrano  96 indray no  traboina izany hoe olona miisa 454. Araka ny fitantaran’ny mponina

Read More »
Présentation du 14ème édition du MARATHON INTERNATIONAL de TANA

Présentation du 14ème édition du MARATHON INTERNATIONAL de TANA

auteur septambra 16, 2014 Commentaires fermés

Vima et la Fédération Malagasy d’Athlétisme sont heureux de vous annoncer La 14ème édition du MARATHON INTERNATIONAL de TANA 1. Présentation Vima ou Vision Madagascar, est un groupe leader dans le secteur de l’immobilier,

Read More »