Serasera »

Tetibolan’ny CUA : Nahazo contrôle de légalité sy certificat de non recours

Tetibolan’ny CUA : Nahazo contrôle de légalité sy certificat de non recours

administrateur martsa 1, 2018 Commentaires fermés

Nivoaka tao amin’ny Prefektioran’ny police eto Antananarivo ny alatsinainy teo ny fankatoavana ny tetibolan’ny CUA amin’ity taona 2018 ity, na ny antsoina hoe : « contrôle de légalité » sy ny « certificat de non recours ». Noho izay antony

Tohiny »
Famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny  filankevitra monisipaly  ny CUA

Famaranana ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny filankevitra monisipaly ny CUA

administrateur febroary 21, 2018 Commentaires fermés

Lany tao anatin’ny lahadinika tsy ara-potoana izay notontosain’ny Filankevitra Monisipalin’ ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nandritra ny 3 andro nifarana ny Alarobia 21 Febroary 2018 ny Tetibola nasiam-panitsiana.  Ny resaka “Droit de circuler” no tena

Tohiny »
Famagiana nataon’ny Kaominina Antananarivo

Famagiana nataon’ny Kaominina Antananarivo

administrateur febroary 19, 2018 Commentaires fermés

Tonga nitsapa alahelo  tamin’ireo olona niharaboina tao Ampamarinana ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy  avy ato amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra omaly 18 febroary izay natao tetsy amin’ny INFP Mahamasina. Marihana fa

Tohiny »
Olana momba ny tsy fivoahan’ny tetibolan’ny CUA

Olana momba ny tsy fivoahan’ny tetibolan’ny CUA

administrateur febroary 9, 2018 Commentaires fermés

Nanao fanambarana androany ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (SMKAR), tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Mamy Rafanomezantsoa. Mikasika ny tetibolan’ny Kaominina mbola tsy mivoaka atao fanamarinana ny maha-ara-dalàna azy na tsia, na ny antsoina hoe

Tohiny »
05 février 2018: Point de presse CUA

05 février 2018: Point de presse CUA

administrateur febroary 5, 2018 Commentaires fermés

Nanao antso avo tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely  ny tomponandraikitra eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nahitana ny Mpanatanteraka , ny Mpanolontsainan’ny Tanana  notronon’ny  Parlemantera voafidy teto Antananarivo renivohitra fa tsy rariny sy tsy azo

Tohiny »
Valan-dresaka natao tamin’ny mpanao gazety

Valan-dresaka natao tamin’ny mpanao gazety

administrateur febroary 1, 2018 Commentaires fermés

Nanao valan-dresaka  tamin’ny mpanao gazety ny Sekretera Jeneralin’ ny Kaominina Antananarivo Renivohitra Heriniaina Razafimahefa ny Zoma 02 Febroary 2018 tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely.Nambarany tamin’izany ny zava-misy eto amin’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’izao fotoana izao

Tohiny »
FAMPATSIAHIVANA

FAMPATSIAHIVANA

administrateur janoary 24, 2018 Commentaires fermés

Ampatsiahivina ny bouffe-mobiles sy mpivarotra anaty fiara rehetra fa arakin’ny lalàna misy eto amin’ny Tanànan’Antananarivo, dia mila manao fangatahana alalana na fanavaozana ny fahazoan-dalana izy ireo. Ny fe-potoana farany fanaterana ny antontan-taratasy fangatahana dia

Tohiny »
Famaranana ny fivoriana ara-potoana ny filan-kevitra monisipaly

Famaranana ny fivoriana ara-potoana ny filan-kevitra monisipaly

administrateur janoary 12, 2018 Commentaires fermés

Lany  tao amin’ny  Fivoriana aram-potoanan’ny  Filankevitra Monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra   izay nodinihana nandritra ny 10 andro ka nifarana ny Zoma 12 janoary 2018 ny Teti-bola iasana ho an’ny  taona 2018 eo anivon’ny  Kaominina Antananarivo

Tohiny »
Fandrindrana ny toeram-piantsonan’ny taxi ville

Fandrindrana ny toeram-piantsonan’ny taxi ville

auteur novambra 15, 2017 Commentaires fermés

Tohiny »
Taxi-ville

Taxi-ville

auteur novambra 10, 2017 Commentaires fermés

Nitsangana androany zoma 10 novambra 2017  ny Vondron’ny Taxi Matianina na VTM eto Antananarivo Renivohitra, hita izany nandritra ny  valan-dresaka natao tamin’ny  mpanao gazety tetsy amin’ny « Mon gouter » Andrefana Ambohijanahary  izay notarihan’ny  Filoha vonjimaika 

Tohiny »