Serasera »

Fanambarana mikasika ny EPP Soarano

Fanambarana mikasika ny EPP Soarano

administrateur jolay 17, 2018 Commentaires fermés

Tohiny »
Naoty Fampandrenesana

Naoty Fampandrenesana

administrateur jolay 13, 2018 Commentaires fermés

Tohiny »
Sampana mpamonjy voina (CUA):Tontosa ny famindram-pahefan’ny lehibeny teo aloha sy vaovao

Sampana mpamonjy voina (CUA):Tontosa ny famindram-pahefan’ny lehibeny teo aloha sy vaovao

administrateur jolay 13, 2018 Commentaires fermés

Tontosa omaly teny amin’ny Tobin’ny Sampana Mpamonjy Voina Tsaralalàna ny fifamindram-pahefana teo amin’ny lehiben’ny komandin’ny Vondrona Sampana Mpamonjy Voina an’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) teo aloha, ny Commandant RAKOTONDRABE Jean Fidèle, sy ny vaovao

Tohiny »
Hetran-trano 2018

Hetran-trano 2018

administrateur jolay 12, 2018 Commentaires fermés

Ny kaominina Antananarivo Renivohitra dia mampafantatra sy manentana antsika vahoaka ato anatin’ny Boriboritany 6 eto andrenivohitra, fa efa nivoaka ny Hetran-trano 2018. Entanina isika mba handoa izany eny amin’ny fandoavan-ketran’ny  Boriboritany  misy azy avy.

Tohiny »
Fanapahan-dalana Petite Vitesse

Fanapahan-dalana Petite Vitesse

administrateur jolay 4, 2018 Commentaires fermés

Ao anatin’ny fanatsarana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra dia hisy ny fandaminana ny fifamoivoizana manomboka amin’ity herinandro ity. Noho izany  dia mampandre ny besinimaro ny Talen’ny Fitaterana sy ny fivezivezana An-Drenivohitra  Raveloson Landy Harilala eto amin’ny

Tohiny »
Hamafisina ny fanampian’ny CUA ny Hetsiky ny Fanovana

Hamafisina ny fanampian’ny CUA ny Hetsiky ny Fanovana

administrateur jona 14, 2018 Commentaires fermés

Mitohy ny tolona! Izay no nambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo (CUA), ny kolonely Faustin Andriambahoaka omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Hihamafy ny fitakiana etsy amin’ny kianjan’ny 13 Mey hoy izy ka hanohy sy

Tohiny »
Boriboritany faha efatra

Boriboritany faha efatra

administrateur may 4, 2018 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny asa fampandrosoana eo anivon’ny Boriboritany faha efatra araka ny nambaran’ny Delege ao amin’ity Boriboritany faha efatra Ramahandrimanana Solofoniaina Daniel satria mihazakazaka ny fotoana; Anisan’ny nisongadina tao anatin’ny dimy volana voalohany amin’ity

Tohiny »
Fanambarana avy amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA

Fanambarana avy amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao RAVALOMANANA

administrateur aprily 23, 2018 Commentaires fermés

“Aok’izay ny ra latsaka” Eo anatrehan’ny zava-miseho eto amin’ny Tany sy ny Firenena, dia manao izaho fanambarana izaho ny tenako amin’ny maha-Reny, Ben’ny Tananan’Antanarivo, Renivohitr’I Madagasikara: 1.Miondrika am-panajana eo anoloan’ireo Mahery Fo Maty namoy

Tohiny »
Fanambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo  Renivohitra

Fanambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

Nanao fanambaràna ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo  Renivohitra Andriambahoaka Faustin ny Alarobia 18 Aprily 2018 tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely fa manohana zato isan-jato ireo Solombavambahoaka 11 voafidy teto Antananarivo Renivohitra izay nitsipaka ny

Tohiny »
FIHOFANANA HO AN’NY MPAMPIOFANA

FIHOFANANA HO AN’NY MPAMPIOFANA

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

 Nikarakara fihofanana ho an’ireo mpampiofana eny anivon’ny boriboritany enina ny Ben’ny Tanànan’Iarivo Lalao Ravalomanana   momba ny  Tetik’asa Mampiharisoa izay manasongadina ny atao hoe : Vokatra Agroekolojika .  Nosokafan’ny Tale misahana ny  Sosialy ao amin’ny  Kaominina

Tohiny »