Kaominina »

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA (CUA)

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA (CUA)

administrateur jolay 16, 2018 Commentaires fermés

EZAHINA NY HANAFOANANA  IREO MPIVAROTRA IZAY MPANDOTO NY TANANA -Natomboka androany Talata 17 Jolay 2018 ny hetsika lehibe izay fanalàna sy fandaminana ireo mpivarotra amoron-dalana teny amin’ny faritra Analakely sy ny manodidina. Hetsika izay

Tohiny »
FANAMBARANA

FANAMBARANA

administrateur may 16, 2018 Commentaires fermés

FANAMBARANA  Ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manambara sy mampahafantatra ny rehetra fa Andriamatoa Randrianarisoa Eugène dit Stratège-man, izay milaza fa tale jeneralin’ny CUA dia tsy mpiasa sady tsy niasa tao amin’ny fiadidiana ny

Tohiny »
Filankevitry ny tanànan’Antananarivo

Filankevitry ny tanànan’Antananarivo

administrateur febroary 19, 2018 Commentaires fermés

mivory tsy ara-potoana ho fanitsiana ny tetibolan’ny cua 2018 Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany eo anivon’ny Filankevitra Monisipalin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), amin’izao taona

Tohiny »
Asaramanitra Ny Cua

Asaramanitra Ny Cua

auteur janoary 3, 2018 Commentaires fermés

Notanterahana tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina ny fifampiarahabana nahatrarana ny fetin’ny Krismasy sy hitsenana ny taona vaovao 2018 nataon’ny fianankaviamben’ny CUA ny maraina 29 desambra 2017.Amin’ny maha lanonana azy dia nialohavana fiderana an’Andriamanitra ny

Tohiny »
Fivoriana mikasika ny tetik’asa fanangonana ireo mombamomba ny tany sy ny trano miorina eto Antananarivo renivohitra na ny « projet de recencement des terrains et des propriétés bâties »

Fivoriana mikasika ny tetik’asa fanangonana ireo mombamomba ny tany sy ny trano miorina eto Antananarivo renivohitra na ny « projet de recencement des terrains et des propriétés bâties »

auteur novambra 17, 2017 Commentaires fermés

  Nampahafantarina  androany maraina, nandritran’ny fivorian’ny DMR (Direction de la Mobilisabilité des Réssources) ao amin’ny CUA teny Mahamasina ny mahakasika ilay fitaovana matihanina « Logiciel IFPB-IFT-V.3.0» izay hampiasain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra tsy ho ela. Ny anton’izao

Tohiny »
Fihaonan’ny Lefitra faharoan’ny ben’ny Tanàna tamin’ny mpanao gazety

Fihaonan’ny Lefitra faharoan’ny ben’ny Tanàna tamin’ny mpanao gazety

auteur novambra 14, 2017 Commentaires fermés

Nanazava ny Lefitra Faharoa ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Andriamorasata Julien mikasika ny fanaratsiana nataon’ny mpanolotsaina ny tanàna, Lalatiana Ravololomanana,  ny fitantanana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Nilaza ny lefitra faharoan’ny Ben’ny Tanàna  fa fankahalana tanteraka  ny

Tohiny »
Mpanolontsainan’ ny tanàna

Mpanolontsainan’ ny tanàna

auteur octobra 31, 2017 Commentaires fermés

Niatrika fivoriana tsy ara-potoana ny Mpanolontsainan’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra nanomboka  ny Alatsinainy 30 Oktobra 2017 tao  amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely ary naharitra 2 andro. Tao anatin’izany dia nisy lahadinika 7  naroso ho fampahafatarana  sy fanazavana

Tohiny »
Fanomezana amin’ny fomba ofisialy ny amboara sy ny loka an’ny Ben’ny tanana

Fanomezana amin’ny fomba ofisialy ny amboara sy ny loka an’ny Ben’ny tanana

auteur octobra 23, 2017 Commentaires fermés

Lanonana tsotra nefa nanana ny lanjany no notontosaina tetsy amin’ny Lapan’ny Tanana Analakely  ny Alatsinany 23 Oktobra 2017 izay nanolorana tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana ny amboara manamarika ny nahazahoan’ny

Tohiny »
CUA – Unicef

CUA – Unicef

auteur octobra 20, 2017 Commentaires fermés

Fizarana kit scolaire Ramatoa Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao RAVALOMANANA dia manana vina ny hanatsara sy hampivoatra ny asa sosialy ny mponina izay eo ambany fiadidiany, anisan’izany ny fampidirana ny ankizy hianatra satria dia izy

Tohiny »
Fampiofanana momba ny  teti-bola

Fampiofanana momba ny teti-bola

auteur octobra 12, 2017 Commentaires fermés

Nosokafanan’ny Filohan’ny Filankevitra Monisipaly Andriambahoaka Faustin tamin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana an’ireo tomponandraikitra ny kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny resaka tetim-bola ; Izay nanomboka androany 12 oktobra ary mifarana ny zoma 13 Oktobra izao. Tonga

Tohiny »