Fahadiovana »

Lefitra voalohan’ny ben’ny tanana

Lefitra voalohan’ny ben’ny tanana

administrateur may 9, 2018 Commentaires fermés

Nanamafy ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny Tanàna eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny Kolonely Ramboasalama Emilien fa tsy atao ambaninjavatra ny fanadiovana ny Tananan’Antanarivo izay efa baikon’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana rahateo   Nambarany fa manadio

Tohiny »
SMKAR (CUAà- nanadio an’Analakely

SMKAR (CUAà- nanadio an’Analakely

administrateur may 9, 2018 Commentaires fermés

  Mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) miisa 500 teo no nanadio ny faritra Analakely sy ny manodidina iny androany maraina. Ny anton’izany dia noho ny loto tato ho ato niha-betsaka teny an-toerana noho ny

Tohiny »
Boriboritany Voalohany: Fanadiovana sy fanomezana endrika ny Tanàna

Boriboritany Voalohany: Fanadiovana sy fanomezana endrika ny Tanàna

administrateur aprily 13, 2018 Commentaires fermés

Ny Alakamisy 12 Aprily 2018 dia nanao fidinana teny amin’ny tonelina Ambohidahy ireo ekipa mpanadio avy ao amin’ny Boriboritany Voalohany ka nanala ny loto sy nanapaka ireo bozaka sy ahitra rehetra izay hita fa

Tohiny »
Fanadiovana Boriboritany Fahatelo

Fanadiovana Boriboritany Fahatelo

administrateur aprily 6, 2018 Commentaires fermés

Indray mandeha isan-kerinandro dia manao fanadiovana faobe ny  avy ao amin’ny boriboritany fahatelo, izany dia  toerana fidina manokana  mila diovina tanteraka ; Ankoatrin’ny asa  efa fanao isan’andro. Ka androny Alakamisy 05 aprily 2018 dia

Tohiny »
Fanadiovana aorian’ny  fety-CUA

Fanadiovana aorian’ny fety-CUA

administrateur aprily 3, 2018 Commentaires fermés

Tsy ataon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ambanin-javatra ny fanadiovana sy ny fidiovana araka ny efa averimberin’ny Ben’ny Tananan’Iarivo Lalao Ravalomanana . Nambaran’ny Lefiny voalohany ny Kolonely Ramboasalama Emilien fa isan’andro ny fanadiovana ny tanàna. Ny

Tohiny »
Fanadiovana Tsarahonenana

Fanadiovana Tsarahonenana

administrateur martsa 27, 2018 Commentaires fermés

Mitohy hatrany ny asa fanadiovana tanterahin’ ny avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy. Niainga teo amin’ ny Ministeran’ny fambolena teny Ampandrianomby ka hatreny Tsarahonenana no nodiovina ny 22 martsa 2018. Toy izay fanao mahazatra dia

Tohiny »
Boriboritany Faha 4  –  Fifaninanana

Boriboritany Faha 4 – Fifaninanana

administrateur martsa 22, 2018 Commentaires fermés

Lanonana niavaka no notontosaina tetsy amin’ny Boriboritany faha 4 Mahamasina ny Alakamisy 22 Martsa 2018 izay nanolorana ny loka ho an’ireo  Fokontany nahazo ny laharana 3 voalohany tamin’ny « Fifaninanana  Tanàna madio ». Ny Fokontany Fiadanana

Tohiny »
Boriboritany Voalohany – Fokontany 67ha Avaratra Andrefana

Boriboritany Voalohany – Fokontany 67ha Avaratra Andrefana

administrateur martsa 21, 2018 Commentaires fermés

Fanadiovana  tatatra sy lalan-kely Nodiovin’ireo ekipan’ny Boriboritany Voalohany ny tatatrasy lalan-kely teny amin’ny Fokontany 67Ha Avaratra Andrefana ny andron’ny Talata 20 Martsa 2018. Ankoatra ny asa izay efa iandraiketan’ity Boriboritany ity isan’andro dia manao

Tohiny »
Boriboritany voalohany: Fanadiovana sy fandaminana ny tanànan’Antananarivo renivohitra

Boriboritany voalohany: Fanadiovana sy fandaminana ny tanànan’Antananarivo renivohitra

administrateur martsa 20, 2018 Commentaires fermés

Ezahina diovina tsy asiana mpivarotra tsy ara-dalàna intsony ireo toerana maro eto anivon’ny Boriboritany Voalohany. Ny teny Antaninarenina ohatra dia anisan’ireo toerana tsy azo ivarotana kanefa dia hita fa mbola maro ireo mpivarotra tsy

Tohiny »
Fako misavovona eo amin’ny dabam-pako « Ouest Mananjara »

Fako misavovona eo amin’ny dabam-pako « Ouest Mananjara »

administrateur martsa 16, 2018 Commentaires fermés

Manoloana ny fako misavovona eo amin’ny dabam-pako ao amin’ny fokontany « Ouest Manajara », izay tsy nalain’ny SAMVA nandritran’ny 3 herinandro dia voatery nandray andraikitra toy izao ny teo amin’ny boriboritany fahaefatra : -Hampiakatra ireo fako latsaka

Tohiny »