Fanabeazam-boho »

Fihofanana ho an’ny mpampiofana

Fihofanana ho an’ny mpampiofana

administrateur aprily 18, 2018 Commentaires fermés

Nikarakara fihofanana ho an’ireo mpampiofana eny anivon’ny boriboritany enina ny Ben’ny Tanànan’Iarivo Lalao Ravalomanana   momba ny  Tetik’asa Mampiharisoa izay manasongadina ny atao hoe : Vokatra Agroekolojika.  Nosokafan’ny Tale misahana ny  Sosialy ao amin’ny  Kaominina Antananarivo

Tohiny »
EPP Antanimena I (BoriboritanyVoalohany)

EPP Antanimena I (BoriboritanyVoalohany)

administrateur aprily 13, 2018 Commentaires fermés

Fambolena an-tanàn-dehibe Taorian’ny nandrombahan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny loka momba ny fambolena an-tanan-dehibe ny taona 2017 dia tsy nitsahatra hatrany ireo tompon’andraikitra nitady hevitra mba hampiroboroboana sy hampandrosoana izany sehatry izany. Ho fampiarana izany,

Tohiny »
Fiarovana ny fahasalamam-bahoaka

Fiarovana ny fahasalamam-bahoaka

administrateur martsa 28, 2018 Commentaires fermés

Fampiofanana sy fanentanana ireo mpivarotra hani-masaka manerana ny Boriboritany voalohany. Notanterahina ny andron’ny Zoma 23 Martsa 2018 tao amin’ny « Salle de mariage »  Boriboritany Voalohany ny fampiofanana sy fanentanana ireo mpivarotra hani-masaka manerana ity Boriboritanyity

Tohiny »
Taom-baovao  Malagasy

Taom-baovao Malagasy

administrateur martsa 16, 2018 Commentaires fermés

Misokatra androany 15 Martsa 2018 etsy  amin’ny Parvis Analakely ny fampirantiana hanamarihana ny « Taombaovao Malagasy « sady » Fanaren-kasina ny maha Malagasy ». Haharitra 03 andro io fampirantiana io, izay eo ambany fiahian’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Nisolotena

Tohiny »
MEN  –  CUA

MEN – CUA

administrateur martsa 15, 2018 Commentaires fermés

Vita sonia tetsy amin’ny EPP Soarano ny Alarobia 14 Martsa 2018 ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin’ny Ministera misahana ny Fanabeazam-pirenena tamin’ny alalan’ny Tale Jeneralin’ny  Fanabeazam-pirenena Todisoa Andriamampandry sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ny alalan’ny Ben’ny

Tohiny »
Fankalazana ny Andron’ny Vehivavy Kaominina Antananarivo Renivohitra

Fankalazana ny Andron’ny Vehivavy Kaominina Antananarivo Renivohitra

administrateur martsa 9, 2018 Commentaires fermés

Nosokafan’ ny Ben’ny TanànanIarivo Lalao Ravalomanana tamin’ny fomba ofisialy ny Alakamisy 08 martsa 2018 ny hetsika fankalazan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ny fetin’ny vehivavy. Nisy  ny fanokafana ireo trano eva  tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely

Tohiny »
Boriboritany fahadimy : Fiarahana misakafo

Boriboritany fahadimy : Fiarahana misakafo

administrateur febroary 23, 2018 Commentaires fermés

Nanatanteraka fampisakafoana ireo mpanadio lalana sy ekipa teknika ary ekipa mobile ny avy eo anivon’ny Boriboritany fahadimy ny 22 Febroary 2018. Izao no natao dia ho fankasitrahana ny ezaka sy tsy fitandrona arerahana ataon’izy

Tohiny »
Fizarana copie fohy teto amin’ny  boriboritany faha efatra

Fizarana copie fohy teto amin’ny boriboritany faha efatra

administrateur febroary 20, 2018 Commentaires fermés

MPIANATRA HANALA FANADINANA CEPE 989, NO NAHAZO TOMBONY TAMIN’NY FIZARANA COPIE FOHY TETO AMIN’NY  BORIBORITANY FAHA EFATRA. Tafiditraindrindra ao anatin’nytetik’asa ara-tsosialin’nyboriboritanyfahaefatra, NY fizarana « copie fohy » ho an’ireo mpianatra hanala fanadinana CEPE eo anivon’ny EPP

Tohiny »
Boriboritany Fahadimy: Fanompoam- pivavahana iraisam- pinoana

Boriboritany Fahadimy: Fanompoam- pivavahana iraisam- pinoana

administrateur janoary 26, 2018 Commentaires fermés

Ho fangataham- pitahiana ho an’ny fotoam- piasana 2018, dia nanatanteraka fanompoam- pivavahana iraisam- pinoana ny Boriborita ny fahadimy ny 25 Janoary 2018. Nifanotrona tamin’izany avokoa ireo mpiasa tsy ankanavaka eo anivon’ity Boriboritany ity izay

Tohiny »
Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

Fotoam-pivavahana miaraka amin’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

administrateur janoary 10, 2018 Commentaires fermés

Niavaka ny Fotoam-pivavahana ny Talata 09 Janoary 2018   tetsy amin’ny Tranompokonolon’ Isotry  izay karakarain’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana sy ny Vondrom-bavaka  satria nisaotra an’Andriamanitra noho ny nahazahoana taona vaovao  ; Zavadehibe ny fotoana toy

Tohiny »